plt_tn/hos/03/01.md

762 B

Mandehana indray, mitiava vehivavy iray, izay notiavin'ny vadiny, kanefa mpijangajanga

Miverina maneho ny ao amin'ny 1:1 indray io. Miteny amin'i Hosea mba hitia vehivavy mpijangajanga indray Yaveh.

Tiavo tahaka ny itiavako, Yaveh, ny vahoakan'Israely izy

Amin'ny fitiavana ilay vehivavy mpijangajana, dia ho ohatry ny fitiavan'i Yaveh an'Israely i Hosea.

mihodina ho amin'ny andriamani-kafa sy mankafy mofo vita amin'ny voaloboka aza izy ireo

Nihinana mofo voaloboka na ampempan'aviavy ny olona nandritra ny firavoravoana izay nanompoan'izy ireo ny andriamanitra sandok'izy ireo.

sekely volafotsy dimy ambin'ny folo ho Ahy sy vary hordea homera iray sy tapany

Io no sarany aloa hividianana andevo.

volafotsy dimy ambin'ny folo

"volafotsy 15"