plt_tn/hos/02/12.md

540 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Hosea momba izay hataony amin'Israely i Yaveh.

Ireto no tamby izay nomen'ireo olon-tiako ahy

Maneho ny tambiny azon'Israely avy amin'ireo andriamanitra sandoka na Bala io. DH: "fa ireo no tambiny izay nomen'ireo olon-tiany azy"

Hataoko ho ala ireo

Ho potehin'i Yaveh amin'ny famelana hazo hafa sy ahi-dratsy haniry eo ny tanim-boaloboka sy ireo hazo fihinam-boa.

izany no fanambaran'i Yaveh

"izay nambaran'i Yaveh" na "izay nolazain'i Yaveh tamin'ny fomba manetriketrika"