# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'i Hosea momba izay hataony amin'Israely i Yaveh. # Ireto no tamby izay nomen'ireo olon-tiako ahy Maneho ny tambiny azon'Israely avy amin'ireo andriamanitra sandoka na Bala io. DH: "fa ireo no tambiny izay nomen'ireo olon-tiany azy" # Hataoko ho ala ireo Ho potehin'i Yaveh amin'ny famelana hazo hafa sy ahi-dratsy haniry eo ny tanim-boaloboka sy ireo hazo fihinam-boa. # izany no fanambaran'i Yaveh "izay nambaran'i Yaveh" na "izay nolazain'i Yaveh tamin'ny fomba manetriketrika"