plt_tn/hos/02/08.md

12 lines
458 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.
# Halaiko indray ny volon'ondriko sy ny rongoniko izay nampiasaina mba hanafenana ny fitanjahany
Mety midika izany fa tsy ho vanona ny vokatra st ny biby fiompin'Israely. Ho esorin'i Yaveh amin'Israely ny fitahiany, ary ho tavela irery ny vahoaka sady ambava-lozan'ny fanafihana.
# nampiasaina mba hanafenana ny fitanjahany
Io dia azo atao hoe DH: "izay nanafian'ny olona ny tenany"