plt_tn/hos/02/08.md

458 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.

Halaiko indray ny volon'ondriko sy ny rongoniko izay nampiasaina mba hanafenana ny fitanjahany

Mety midika izany fa tsy ho vanona ny vokatra st ny biby fiompin'Israely. Ho esorin'i Yaveh amin'Israely ny fitahiany, ary ho tavela irery ny vahoaka sady ambava-lozan'ny fanafihana.

nampiasaina mba hanafenana ny fitanjahany

Io dia azo atao hoe DH: "izay nanafian'ny olona ny tenany"