forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
580 B
Markdown
12 lines
580 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.
|
|
|
|
# Noho izany dia hanangana fefy misy tsilo hanakana ny lalany Aho. Hanangana manda hanohitra azy Aho ka tsy hahita ny lalany izy
|
|
|
|
Ity andalana ity dia mampiseho fa hisakana ny olona tsy hahita fahombiazana sy fanambinana Yaveh, satria manohy manompo sampy izy ireo.
|
|
|
|
# Ary hilaza izy avy eo hoe: "Hiverina amin'ny vadiko voalohany aho, satria izany no mety amiko kokoa noho izao."
|
|
|
|
Hiverina amin'i Yaveh Israely, tsy nohon'ny fitiavany Azy, fa satria diso fanantenana tamin'ny fanompoany an'i Bala izy ireo.
|