plt_tn/hos/02/06.md

580 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.

Noho izany dia hanangana fefy misy tsilo hanakana ny lalany Aho. Hanangana manda hanohitra azy Aho ka tsy hahita ny lalany izy

Ity andalana ity dia mampiseho fa hisakana ny olona tsy hahita fahombiazana sy fanambinana Yaveh, satria manohy manompo sampy izy ireo.

Ary hilaza izy avy eo hoe: "Hiverina amin'ny vadiko voalohany aho, satria izany no mety amiko kokoa noho izao."

Hiverina amin'i Yaveh Israely, tsy nohon'ny fitiavany Azy, fa satria diso fanantenana tamin'ny fanompoany an'i Bala izy ireo.