plt_tn/hos/02/04.md

798 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.

satria zanaky ny fivarotan-tena izy ireo

Ataon'ireo Israelita toy ny hoe tsy an'i Yaveh izy ireo. Tahaka ny tsy nanompoan'ny ray aman-drenin'izy ireo an'Andriamanitra, no tsy nanompoany koa.

Satria ny renin'izy ireo dia efa mpivaro-tena

Ny taranaka teo aloha izay nitady andriamin-kafa dia noraisina ho moijangajanga satria tsy nahatoky tamin'i Yaveh.

Hanaraka ireo olon-tiako aho, satria izy ireo no nanome mofo sy rano ho ahy, ny volon'ondry sy rongoniko, ny diloiloko sy rano

Eto ny hoe "ireo olon-tiako" dia manondro an'i Bala sy ireo andriamanitra sandoka hafa, izay nosafidian'Isarely ho tompoina fa tsy Andriamanitra kosa. Ireo zavatra notanisaina ireo dia zavatra manan-danja izay mamela ny olona hivelona.