plt_tn/hos/02/04.md

16 lines
798 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'i Hosea i Yaveh.
# satria zanaky ny fivarotan-tena izy ireo
Ataon'ireo Israelita toy ny hoe tsy an'i Yaveh izy ireo. Tahaka ny tsy nanompoan'ny ray aman-drenin'izy ireo an'Andriamanitra, no tsy nanompoany koa.
# Satria ny renin'izy ireo dia efa mpivaro-tena
Ny taranaka teo aloha izay nitady andriamin-kafa dia noraisina ho moijangajanga satria tsy nahatoky tamin'i Yaveh.
# Hanaraka ireo olon-tiako aho, satria izy ireo no nanome mofo sy rano ho ahy, ny volon'ondry sy rongoniko, ny diloiloko sy rano
Eto ny hoe "ireo olon-tiako" dia manondro an'i Bala sy ireo andriamanitra sandoka hafa, izay nosafidian'Isarely ho tompoina fa tsy Andriamanitra kosa. Ireo zavatra notanisaina ireo dia zavatra manan-danja izay mamela ny olona hivelona.