plt_tn/heb/13/18.md

502 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ny mpanoratra dia manakatona amin'ny fitsofan-drano sy fiarahabana.

Mivavaha ho anay

Eto ny hoe "izahay" dia maneho ny mpanoratra sy ireo mpiara-dia aminy.

fa izahay dia nino fa manana feon'ny fieritreretana madio

Eto ny hoe "madio" dia maneho fa afaka amin'ny heloka. DH: "azontsika antoka fa tsy misy heloka isika"

ka mba hiverina faingana aminareo aho

DH: "mba hanalan'Andriamanitra faingana ireo zavatra izay manakana ny fahatongavako tany aminareo"