plt_tn/heb/13/18.md

16 lines
502 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ny mpanoratra dia manakatona amin'ny fitsofan-drano sy fiarahabana.
# Mivavaha ho anay
Eto ny hoe "izahay" dia maneho ny mpanoratra sy ireo mpiara-dia aminy.
# fa izahay dia nino fa manana feon'ny fieritreretana madio
Eto ny hoe "madio" dia maneho fa afaka amin'ny heloka. DH: "azontsika antoka fa tsy misy heloka isika"
# ka mba hiverina faingana aminareo aho
DH: "mba hanalan'Andriamanitra faingana ireo zavatra izay manakana ny fahatongavako tany aminareo"