plt_tn/heb/13/15.md

902 B

fanati-piderana

Ny fiderana dia resahina toy ny hoe sorona biby na didin-kazo manim-pofona.

fiderana vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany

Ny Fiderana dia resahina toy ny hoe vokatra, ary ny "molotra" dia resahina toy ny hoe hazo mamokatra voa. Ary fanampiny, ny "molotra" dia maneho ny olona miderana ny Tompo. DH: "ny fiderana izay fanatitra avy amin'ireo izay manaiky ny anarany''

Aleo tsy adinointsika ny manao ny tsara sy manampy ny tsirairay avy

DH: "Aoka ho tadidintsika foana ny manao ny tsara ary manampy ny hafa"

fa amin'ny fanatitra tahaka izany

Ny fanaovana ny tsara sy fanampiana ny hafa dia resahina toy ny hoe fanatitra eo amin'ny alitara.

miahy ny fanahinareo

Ny fanahin'ireo mpino, izany hoe, ny ara-panahin'ireo mpino, dia resahina toy ny hoe zavatra na biby izay afaka ambenan'ny mpiambina.

fa tsy am-pisentoana

Eto ny "fisentoana" dia maneho ny alahelo.