plt_tn/heb/13/15.md

24 lines
902 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fanati-piderana
Ny fiderana dia resahina toy ny hoe sorona biby na didin-kazo manim-pofona.
# fiderana vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany
Ny Fiderana dia resahina toy ny hoe vokatra, ary ny "molotra" dia resahina toy ny hoe hazo mamokatra voa. Ary fanampiny, ny "molotra" dia maneho ny olona miderana ny Tompo. DH: "ny fiderana izay fanatitra avy amin'ireo izay manaiky ny anarany''
# Aleo tsy adinointsika ny manao ny tsara sy manampy ny tsirairay avy
DH: "Aoka ho tadidintsika foana ny manao ny tsara ary manampy ny hafa"
# fa amin'ny fanatitra tahaka izany
Ny fanaovana ny tsara sy fanampiana ny hafa dia resahina toy ny hoe fanatitra eo amin'ny alitara.
# miahy ny fanahinareo
Ny fanahin'ireo mpino, izany hoe, ny ara-panahin'ireo mpino, dia resahina toy ny hoe zavatra na biby izay afaka ambenan'ny mpiambina.
# fa tsy am-pisentoana
Eto ny "fisentoana" dia maneho ny alahelo.