plt_tn/heb/13/12.md

495 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Misy fampitahana amin'ny soron'i Jesosy sy ny soron'ny tabernakelin'ny Testamenta Taloha.

ivelan'ny vavahadin'ny tanàna

Izany dia milaza hoe "any ivelan'ny tanàna"

Andeha isika noho izany ho any Aminy any ivelan'ny toby

Ny fankatoavana an'i Jesosy dia resahina toy ny hoe olona mandao ny toby mba andeha hivoaka any amin'izay misy an'i Jesosy.

hitondra ny fahafam-barakany

DH: "Raha namela ireo hafa hanopa antsika toy ny nanopan'ny olona azy"