plt_tn/heb/13/12.md

16 lines
495 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Misy fampitahana amin'ny soron'i Jesosy sy ny soron'ny tabernakelin'ny Testamenta Taloha.
# ivelan'ny vavahadin'ny tanàna
Izany dia milaza hoe "any ivelan'ny tanàna"
# Andeha isika noho izany ho any Aminy any ivelan'ny toby
Ny fankatoavana an'i Jesosy dia resahina toy ny hoe olona mandao ny toby mba andeha hivoaka any amin'izay misy an'i Jesosy.
# hitondra ny fahafam-barakany
DH: "Raha namela ireo hafa hanopa antsika toy ny nanopan'ny olona azy"