plt_tn/heb/13/07.md

492 B

vokatrin'ny fihetsik'izy ireo

"ny vokatry ny fomba fitondran-tenan'izy ireo"

Alao tahaka ny finoan'izy ireo

Eto ny fahatokiana an'Andriamanitra sy ny lalan'ny fiainana notarihan'ireo mpitarika ireo dia resahina toy ny hoe "finoan'izy ireo." DH: "Mahatokia ary mankatoava tahaka an'izay ataon'izy ireo"

dia tsy miova omaly, sy anio, ary mandrakizay.

Eto ny teny hoe "omaly" dia milaza ny fotoana rehetra taloha. DH: "dia tsy miova taloha, sy ankehitriny, ary ny ho avy mandrakizay.