# vokatrin'ny fihetsik'izy ireo "ny vokatry ny fomba fitondran-tenan'izy ireo" # Alao tahaka ny finoan'izy ireo Eto ny fahatokiana an'Andriamanitra sy ny lalan'ny fiainana notarihan'ireo mpitarika ireo dia resahina toy ny hoe "finoan'izy ireo." DH: "Mahatokia ary mankatoava tahaka an'izay ataon'izy ireo" # dia tsy miova omaly, sy anio, ary mandrakizay. Eto ny teny hoe "omaly" dia milaza ny fotoana rehetra taloha. DH: "dia tsy miova taloha, sy ankehitriny, ary ny ho avy mandrakizay.