plt_tn/heb/13/05.md

531 B

Aoka ny fitondran-tenanareo ho afaka amin'ny fitiavam-bola

''Aza tia vola"

Mifalia

"mahonona tena"

Ny Tompo no mpamonjiko ... atao amiko

Ity teny nindramina ity dia avy ao amin'ny bokin'ny Salamo ao amin'ny Testamenta Taloha.

ka tsy hatahotra aho. Inona no azon'ny olona atao amiko?"

Mampiasa fanontaniana ny mpanoratra mba hanamafisana fa tsy matahotra ny olona izy satria manampy azy Andriamanitra. Eto ny "olona" dia maneho ny olona amin'ny ankapobeny. DH: "Tsy hatahotra an'izay afaka ataon'ny olona amiko aho!"