forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
531 B
Markdown
16 lines
531 B
Markdown
|
# Aoka ny fitondran-tenanareo ho afaka amin'ny fitiavam-bola
|
||
|
|
||
|
''Aza tia vola"
|
||
|
|
||
|
# Mifalia
|
||
|
|
||
|
"mahonona tena"
|
||
|
|
||
|
# Ny Tompo no mpamonjiko ... atao amiko
|
||
|
|
||
|
Ity teny nindramina ity dia avy ao amin'ny bokin'ny Salamo ao amin'ny Testamenta Taloha.
|
||
|
|
||
|
# ka tsy hatahotra aho. Inona no azon'ny olona atao amiko?"
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana ny mpanoratra mba hanamafisana fa tsy matahotra ny olona izy satria manampy azy Andriamanitra. Eto ny "olona" dia maneho ny olona amin'ny ankapobeny. DH: "Tsy hatahotra an'izay afaka ataon'ny olona amiko aho!"
|