plt_tn/heb/11/39.md

12 lines
497 B
Markdown

# Kanefa ireny olona rehetra ireny dia neken'Andriamanitra nohon'ny finoan'izy ireo, tsy nandray ny fampanantenana izy ireo
DH: "Andriamanitra nanome voninahitra ireo rehetra ireo noho ny finoan'izy ireo, fa izy ireo dia tsy nandray izay nampanantenain' Andriamanitra"
# ny fampanantenana
Izany fomba fiteny izany dia maneho "izay nampanantenain'Andriamanitra azy ireo."
# mba tsy ho lavorary izy ireo, raha tsy misy antsika
DH: "mba hanatanterahan'Andriamanitra antsika sy izy ireo miaraka"