# Kanefa ireny olona rehetra ireny dia neken'Andriamanitra nohon'ny finoan'izy ireo, tsy nandray ny fampanantenana izy ireo DH: "Andriamanitra nanome voninahitra ireo rehetra ireo noho ny finoan'izy ireo, fa izy ireo dia tsy nandray izay nampanantenain' Andriamanitra" # ny fampanantenana Izany fomba fiteny izany dia maneho "izay nampanantenain'Andriamanitra azy ireo." # mba tsy ho lavorary izy ireo, raha tsy misy antsika DH: "mba hanatanterahan'Andriamanitra antsika sy izy ireo miaraka"