plt_tn/heb/11/27.md

599 B

fa niaritra izany toy ny nahitany ilay tsy hita maso

Mosesy dia resahina toy ny hoe nahita an'Andriamanitra izy, izay tsy hita maso.

ilay tsy hita maso

Ilay iray izay tsy afaka hitan'iza na iza"

ny famafazana ny rà

Ity dia maneho ny didin'Andriamanitra amin'ireo Isiraelita mba hamono zanak'ondry ary hamafy ny ràn'izany amin'ny tolam-baravaran'ny trano rehetra izay nonenan'ireo Isiraelita. Izany dia hisorohana ny mpamotika amin'ny famonoana ireo zanaka lahimatoan'izy ireo.

tsy hikasika

Eto ny hoe "hikasika" dia maneho ny famonoana ny olona. DH: "tsy handratra" na "tsy hamono"