plt_tn/heb/11/27.md

16 lines
599 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fa niaritra izany toy ny nahitany ilay tsy hita maso
Mosesy dia resahina toy ny hoe nahita an'Andriamanitra izy, izay tsy hita maso.
# ilay tsy hita maso
Ilay iray izay tsy afaka hitan'iza na iza"
# ny famafazana ny rà
Ity dia maneho ny didin'Andriamanitra amin'ireo Isiraelita mba hamono zanak'ondry ary hamafy ny ràn'izany amin'ny tolam-baravaran'ny trano rehetra izay nonenan'ireo Isiraelita. Izany dia hisorohana ny mpamotika amin'ny famonoana ireo zanaka lahimatoan'izy ireo.
# tsy hikasika
Eto ny hoe "hikasika" dia maneho ny famonoana ny olona. DH: "tsy handratra" na "tsy hamono"