plt_tn/heb/10/38.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ao amin'ny 10:38 ny mpanoratra dia milaza teny nindramina tao amin'ny bokin'ny mpaminany Habakoka, izay manaraka mivantana ny teny nindramina tao amin'ny bokin'Isaia mpaminany tao amin'ny 10:37.
# Ny oloko marina ... Raha mihemotra izy ... aminy
Ireo dia maneho ny olon'Andriamanitra rehetra amin'ny ankapobeny. DH: "Ny oloko mahatoky ... raha misy iray amin'izy ireo mihemotra ... aminy"
# Raha mihemotra izy
Ny fahaverezana ny fasahiana sy ny finoana dia resahina toy ny hoe miverin-dalana.
# izay mihemotra ho amin'ny faharavana
Ny fahaverezana ny fasahiana sy ny finoana dia resahina toy ny hoe miverin-dalana. Ary ny "faharavana" dia resahina toy ny hoe fiafarana. DH: "Izay mitsahatra mahatoky an' Andriamaniatra, izay mahatonga Azy hamotika antsika"
# ho amin'ny fihazonana ny fanahintsika.
Ny fiainana mandrakizay miaraka amin' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe mihazona ny fanahy. Eto ny "fanahy" dia maneho ny maha-olona rehetra. DH: "izay hahatonga antsika hiana miaraka amin'Andriamanitra mandrakizay"