plt_tn/heb/10/38.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ao amin'ny 10:38 ny mpanoratra dia milaza teny nindramina tao amin'ny bokin'ny mpaminany Habakoka, izay manaraka mivantana ny teny nindramina tao amin'ny bokin'Isaia mpaminany tao amin'ny 10:37.

Ny oloko marina ... Raha mihemotra izy ... aminy

Ireo dia maneho ny olon'Andriamanitra rehetra amin'ny ankapobeny. DH: "Ny oloko mahatoky ... raha misy iray amin'izy ireo mihemotra ... aminy"

Raha mihemotra izy

Ny fahaverezana ny fasahiana sy ny finoana dia resahina toy ny hoe miverin-dalana.

izay mihemotra ho amin'ny faharavana

Ny fahaverezana ny fasahiana sy ny finoana dia resahina toy ny hoe miverin-dalana. Ary ny "faharavana" dia resahina toy ny hoe fiafarana. DH: "Izay mitsahatra mahatoky an' Andriamaniatra, izay mahatonga Azy hamotika antsika"

ho amin'ny fihazonana ny fanahintsika.

Ny fiainana mandrakizay miaraka amin' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe mihazona ny fanahy. Eto ny "fanahy" dia maneho ny maha-olona rehetra. DH: "izay hahatonga antsika hiana miaraka amin'Andriamanitra mandrakizay"