forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
670 B
Markdown
16 lines
670 B
Markdown
# Fampahafantatarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ao amin'ny 10:37 dia misy teny nindramina avy tao amin'Isaia mpaminany tao amin'ny Testamenta Taloha.
|
|
|
|
# aza ariana ny fahatokianareo, izay manana valisoa lehibe
|
|
|
|
Ny fanariana ny fampanantenana dia resahina toy ny hoe manary zavatra tsy misy vidiny eny fotsiny. DH: "aza mitsahatra ny amin'ny fahatokisana an'Andriamanitra, izay hanome valisoa lehibe ho anareo" na "manohiza matoky feno an'Andriamanitra, izay hanome valisoa lehibe ho anareo"
|
|
|
|
# Fa tsy ho ela akory
|
|
|
|
Afaka hazavainao tsara izany. DH: "Araka izay nolazain'Andriamanitra tao amin'ny Soratra Masina hoe: 'Fa tsy ho ela akory'"
|
|
|
|
# Fa tsy ho ela akory
|
|
|
|
"tsy ho ela"
|