plt_tn/heb/10/35.md

670 B

Fampahafantatarana amin'ny ankapobeny:

Ao amin'ny 10:37 dia misy teny nindramina avy tao amin'Isaia mpaminany tao amin'ny Testamenta Taloha.

aza ariana ny fahatokianareo, izay manana valisoa lehibe

Ny fanariana ny fampanantenana dia resahina toy ny hoe manary zavatra tsy misy vidiny eny fotsiny. DH: "aza mitsahatra ny amin'ny fahatokisana an'Andriamanitra, izay hanome valisoa lehibe ho anareo" na "manohiza matoky feno an'Andriamanitra, izay hanome valisoa lehibe ho anareo"

Fa tsy ho ela akory

Afaka hazavainao tsara izany. DH: "Araka izay nolazain'Andriamanitra tao amin'ny Soratra Masina hoe: 'Fa tsy ho ela akory'"

Fa tsy ho ela akory

"tsy ho ela"