plt_tn/heb/10/17.md

960 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia manohy ny teny nindramina avy ao amin'i Jeremia mpaminany ao amin'ny Testamenta Taloha.

Tsy hahatsiaro ny ota sy ireo helok'izy ireo intsony Aho

Ity dia ampahany faharoa amin'ny fijorana vavolombelon'ny Fanahy Masina (Jereo ny: 10:15). Afaka hazavaina ao amin'ny fandikan-teny izany. DH: "Avy eo dia hoy Izy hoe: "Tsy hahatsiaro ny ota sy ireo helok'izy ireo intsony Aho."

Tsy hahatsiaro ny otan'izy ireo intsony Aho

"Tsy hieritreritra ny momban'ny otan'izy ireo intsony Aho"

ota sy ireo helok'izy ireo

Ny teny hoe "ota" sy "heloka" dia manana dikan-teny mitovy. Izy roa miaraka dia manamafy ny haratsin'ny fahotana. DH: "ireo asa feno fahotana, sy ratsy"

na aiza misy famelana izany

DH: "Rehefa namela ireo zavatra ireo Andriamanitra"

tsy misy sorona ho an'ny ota intsony

Ny teny hoe "sorona" dia afaka adika hoe "fanatitra". DH: "ny olona dia tsy mila manao fanatitra ho an'ny ota intsony"