# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia manohy ny teny nindramina avy ao amin'i Jeremia mpaminany ao amin'ny Testamenta Taloha. # Tsy hahatsiaro ny ota sy ireo helok'izy ireo intsony Aho Ity dia ampahany faharoa amin'ny fijorana vavolombelon'ny Fanahy Masina (Jereo ny: 10:15). Afaka hazavaina ao amin'ny fandikan-teny izany. DH: "Avy eo dia hoy Izy hoe: "Tsy hahatsiaro ny ota sy ireo helok'izy ireo intsony Aho." # Tsy hahatsiaro ny otan'izy ireo intsony Aho "Tsy hieritreritra ny momban'ny otan'izy ireo intsony Aho" # ota sy ireo helok'izy ireo Ny teny hoe "ota" sy "heloka" dia manana dikan-teny mitovy. Izy roa miaraka dia manamafy ny haratsin'ny fahotana. DH: "ireo asa feno fahotana, sy ratsy" # na aiza misy famelana izany DH: "Rehefa namela ireo zavatra ireo Andriamanitra" # tsy misy sorona ho an'ny ota intsony Ny teny hoe "sorona" dia afaka adika hoe "fanatitra". DH: "ny olona dia tsy mila manao fanatitra ho an'ny ota intsony"