plt_tn/heb/10/15.md

583 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia teny nindramina avy ao amin'i Jeremia mpaminany ao amin'ny Testamenta Taloha.

miaraka amin'izy ireo

"miaraka amin'ireo vahoakako"

aorian'ireo andro ireo

"rehefa tapitra ny fotoanan'ny fanekena voalohany miaraka amin'ireo vahoakako"

Hapetrako ao am-pon'izy ireo ny lalàko, ary hanoratra izany ao an-tsain'izy ireo Aho.

Ny fon'ireo olona sy ny sainy dia resahina toy ny hoe afaka raisina na soratana eo amin'izy ireo ny lalàn'Andriamanitra. DH: "Hampahafantatra azy ireo ny lalàko Aho ary hanao izay hantakatoavany izany"