plt_tn/heb/10/15.md

16 lines
583 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia teny nindramina avy ao amin'i Jeremia mpaminany ao amin'ny Testamenta Taloha.
# miaraka amin'izy ireo
"miaraka amin'ireo vahoakako"
# aorian'ireo andro ireo
"rehefa tapitra ny fotoanan'ny fanekena voalohany miaraka amin'ireo vahoakako"
# Hapetrako ao am-pon'izy ireo ny lalàko, ary hanoratra izany ao an-tsain'izy ireo Aho.
Ny fon'ireo olona sy ny sainy dia resahina toy ny hoe afaka raisina na soratana eo amin'izy ireo ny lalàn'Andriamanitra. DH: "Hampahafantatra azy ireo ny lalàko Aho ary hanao izay hantakatoavany izany"