plt_tn/heb/10/08.md

1.1 KiB

sorona ... fanatitra ... fanatitra nodorana ... sorona ho an'ny ota

Adikao mitovy amin'ny nataonao tao amin'ny 10:5 ireo teny ireo.

izay atolotra

DH: "izay atolotr'ireo mpisorona"

Jereo

"jereo" na "henohy"

nanala ny fampiharana voalohany

Ny fitsaharana manao izany dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka esorina izany. DH: "manakana ireo fahotana amin'ny fomba voalohany"

fampiharana voalohany ... fampiharana faharoa

Ireo teny "voalohany" sy "faharoa" dia laharan'isa. DH: "fampiharana taloha ... fampiharana vaovao"

mba hametrahana ny fampiharana faharoa

Ny fanomboana ny fampiharana faharoa mba hampiala ny ota dia resahina toy ny hoe mametraka izany fampiarana izany. DH: "mba hanala ireo fahotana ny fomba faharoa"

isika dia nohamasinina

DH: "Andriamanitra nanamasina antsika" na "Andriamanitra nanolotra ny tenany ho antsika"

tamin'ny alalan'ny fanatitrin'ny vatan'i Jesosy Kristy

Ny teny hoe "fanatitra" dia azo adika amin'ny matoanteny hoe "manolotra" na "sorona". DH: "Rehefa nanolotra ny tenany Jesosy Kristy ho sorona" na "satria Jesosy Kristy nanao sorona ny tenany"