plt_tn/heb/10/08.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# sorona ... fanatitra ... fanatitra nodorana ... sorona ho an'ny ota
Adikao mitovy amin'ny nataonao tao amin'ny 10:5 ireo teny ireo.
# izay atolotra
DH: "izay atolotr'ireo mpisorona"
# Jereo
"jereo" na "henohy"
# nanala ny fampiharana voalohany
Ny fitsaharana manao izany dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka esorina izany. DH: "manakana ireo fahotana amin'ny fomba voalohany"
# fampiharana voalohany ... fampiharana faharoa
Ireo teny "voalohany" sy "faharoa" dia laharan'isa. DH: "fampiharana taloha ... fampiharana vaovao"
# mba hametrahana ny fampiharana faharoa
Ny fanomboana ny fampiharana faharoa mba hampiala ny ota dia resahina toy ny hoe mametraka izany fampiarana izany. DH: "mba hanala ireo fahotana ny fomba faharoa"
# isika dia nohamasinina
DH: "Andriamanitra nanamasina antsika" na "Andriamanitra nanolotra ny tenany ho antsika"
# tamin'ny alalan'ny fanatitrin'ny vatan'i Jesosy Kristy
Ny teny hoe "fanatitra" dia azo adika amin'ny matoanteny hoe "manolotra" na "sorona". DH: "Rehefa nanolotra ny tenany Jesosy Kristy ho sorona" na "satria Jesosy Kristy nanao sorona ny tenany"