plt_tn/heb/08/06.md

28 lines
984 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity fizarana ity dia manomboka mampiseho fa ny fanekena vaovao dia tsara kokoa noho ny fanekena taloha niaraka tamin'siraely sy Joda.
# Kristy dia nandray
"Andriamanitra nanome an'i Kristy"
# asa fanompoana tsara lavitra. Izany dia noho izy mpanelanelana ihany koa amin'ny fanekena tsara kokoa
"asa fanompoana tsara lavitra, noho Kristy mpanelanelana ny fanekena tsara kokoa"
# mpanelanelana ny fanekena tsara kokoa
Ity dia midika fa Kristy no nahatonga ny fanekena tsara kokoa teo amin'Andriamanitra sy ny olombelona mba hisy.
# izay mifototra amin'ny fampanantenana tsara kokoa
DH: "Izany fanekena izany no nafototr' Andriamanitra tamin'ny fampanantenana tsaratsara kokoa" na " Andriamanitra dia nampanantena zavatra tsara kokoa rehefa nanao izany fanekena izany Izy"
# fanekena voalohany ... fanekena faharoa
Ny teny hoe "voalohany" sy "faharoa" dia isa. DH: "fanekena taloha ... fanekena vaovao"
# tsy nanan-tsiny
"tonga lafatra"