# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity fizarana ity dia manomboka mampiseho fa ny fanekena vaovao dia tsara kokoa noho ny fanekena taloha niaraka tamin'siraely sy Joda. # Kristy dia nandray "Andriamanitra nanome an'i Kristy" # asa fanompoana tsara lavitra. Izany dia noho izy mpanelanelana ihany koa amin'ny fanekena tsara kokoa "asa fanompoana tsara lavitra, noho Kristy mpanelanelana ny fanekena tsara kokoa" # mpanelanelana ny fanekena tsara kokoa Ity dia midika fa Kristy no nahatonga ny fanekena tsara kokoa teo amin'Andriamanitra sy ny olombelona mba hisy. # izay mifototra amin'ny fampanantenana tsara kokoa DH: "Izany fanekena izany no nafototr' Andriamanitra tamin'ny fampanantenana tsaratsara kokoa" na " Andriamanitra dia nampanantena zavatra tsara kokoa rehefa nanao izany fanekena izany Izy" # fanekena voalohany ... fanekena faharoa Ny teny hoe "voalohany" sy "faharoa" dia isa. DH: "fanekena taloha ... fanekena vaovao" # tsy nanan-tsiny "tonga lafatra"