plt_tn/heb/07/20.md

546 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity teny nindramina ity ihany koa dia avy ao amin'ny bokin'ny Salamo nataon'i Davida toy ny Andininy faha 17(Jereo ny: 7:15)

tsy nitranga izany raha tsy nisy ny fandraisana fianianana

Ny fihetsika fandraisana fianianana dia resahina tsy amin'ny filazana izay nandray izany fianianana izany. Na izany aza, Andriamanitra izany. DH: "nitranga izany satria Andriamanitra nianiana fianianana"

tamin'ny alalan'ny fianianana nataon'ilay nilaza taminy

DH: "Satria Andriamanitra nianiana taminy, niteny hoe"