plt_tn/heb/07/20.md

12 lines
546 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity teny nindramina ity ihany koa dia avy ao amin'ny bokin'ny Salamo nataon'i Davida toy ny Andininy faha 17(Jereo ny: 7:15)
# tsy nitranga izany raha tsy nisy ny fandraisana fianianana
Ny fihetsika fandraisana fianianana dia resahina tsy amin'ny filazana izay nandray izany fianianana izany. Na izany aza, Andriamanitra izany. DH: "nitranga izany satria Andriamanitra nianiana fianianana"
# tamin'ny alalan'ny fianianana nataon'ilay nilaza taminy
DH: "Satria Andriamanitra nianiana taminy, niteny hoe"