plt_tn/heb/07/13.md

20 lines
416 B
Markdown

# Fa ilay iray
Ity dia maneho an'i Jesosy
# nilazana ny momban'ireo zavatra ireo
DH: "momban'izay iresahako"
# ankehitriny
Izany dia tsy midika hoe "amin'izao fotoana izao," fa nampiasana mba isintonana ny saina ho amin'ny hevitra manan-danja izay manaraka eo.
# fa avy amin'i Joda no nahaterahan'ny Tompontsika
Ny teny hoe "Tompontsika" dia maneho an'i Jesosy.
# avy amin'i Joda
"avy amin'ny fokon'i Joda"