plt_tn/heb/07/13.md

416 B

Fa ilay iray

Ity dia maneho an'i Jesosy

nilazana ny momban'ireo zavatra ireo

DH: "momban'izay iresahako"

ankehitriny

Izany dia tsy midika hoe "amin'izao fotoana izao," fa nampiasana mba isintonana ny saina ho amin'ny hevitra manan-danja izay manaraka eo.

fa avy amin'i Joda no nahaterahan'ny Tompontsika

Ny teny hoe "Tompontsika" dia maneho an'i Jesosy.

avy amin'i Joda

"avy amin'ny fokon'i Joda"