plt_tn/heb/07/11.md

1.1 KiB

Ankehitriny

Izany dia tsy midika hoe "amin'izao fotoana izao," fa nampiasana mba isintonana ny saina ho amin'ny hevitra manan-danja izay manaraka eo.

dia filàna bebe kokoa inona no mety nisy ho an'ny mpisorona hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Melkizedeka, ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona?

Ity fanontaniana ity dia manamafy fa tsy nampoizina hoe tonga araka ny baikon'i Melkizedeka ireo mpisorona. DH: "Tsy misy olona haniry hanana mpisorona hafa, iray izay tahaka an'i Melkizedeka fa tsy tahaka an'i Arona, mba hitsangana."

mba hitsanganana

"mba hiaviana" na "mba hisehoana"

araka ny fomban'i Melkizedeka

Ity dia midika fa Kristy amin'ny maha-mpisorona azy dia manana zavatra iombonana amin'i Melkizedeka amin'ny mpisorona azy. DH: "mitovy amin'izany ihany koa Melkizedeka dia mpisorona"

ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona?

DH: "tsy araky ny fomban'i Arona" na "tsy mpisorona tahaka an'i Arona"

Fa rehefa novàna ny fisoronana, dia tsy maintsy hovàna ihany koa ny lalàna

DH: ''Fa rehefa nanova ny fisoronana Andriamanitra, dia novainy ihany koa ny lalàna"