forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.1 KiB
Markdown
24 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Ankehitriny
|
||
|
|
||
|
Izany dia tsy midika hoe "amin'izao fotoana izao," fa nampiasana mba isintonana ny saina ho amin'ny hevitra manan-danja izay manaraka eo.
|
||
|
|
||
|
# dia filàna bebe kokoa inona no mety nisy ho an'ny mpisorona hafa mba hitsanganana araka ny fomban'i Melkizedeka, ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona?
|
||
|
|
||
|
Ity fanontaniana ity dia manamafy fa tsy nampoizina hoe tonga araka ny baikon'i Melkizedeka ireo mpisorona. DH: "Tsy misy olona haniry hanana mpisorona hafa, iray izay tahaka an'i Melkizedeka fa tsy tahaka an'i Arona, mba hitsangana."
|
||
|
|
||
|
# mba hitsanganana
|
||
|
|
||
|
"mba hiaviana" na "mba hisehoana"
|
||
|
|
||
|
# araka ny fomban'i Melkizedeka
|
||
|
|
||
|
Ity dia midika fa Kristy amin'ny maha-mpisorona azy dia manana zavatra iombonana amin'i Melkizedeka amin'ny mpisorona azy. DH: "mitovy amin'izany ihany koa Melkizedeka dia mpisorona"
|
||
|
|
||
|
# ary tsy raisina araka ny fomban'i Arona?
|
||
|
|
||
|
DH: "tsy araky ny fomban'i Arona" na "tsy mpisorona tahaka an'i Arona"
|
||
|
|
||
|
# Fa rehefa novàna ny fisoronana, dia tsy maintsy hovàna ihany koa ny lalàna
|
||
|
|
||
|
DH: ''Fa rehefa nanova ny fisoronana Andriamanitra, dia novainy ihany koa ny lalàna"
|