forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.4 KiB
Markdown
28 lines
1.4 KiB
Markdown
# ireo mpandovan'ireo fampanantenana
|
|
|
|
Ny olona izay nanaovan'Andriamanitra fampanantenana dia resahina toy ny hoe mandova fananana sy harena avy any amin'ny isan'ny fianakaviana. DH: "ireo izay handray izay nampanantenainy."
|
|
|
|
# ny tsy fiovan'ny kalitaon'ny tanjony
|
|
|
|
"fa ny tanjony dia hiova mihintsy" na "fa izy dia hanao mandrakariva izay nolazainy ho ataony"
|
|
|
|
# amin'ny alalan'ny zavatra tsy azo ovaina anankiroa
|
|
|
|
Ity dia midika hoe ny fampanantenan' Andriamanitra sy ny fianianan'Andriamanitra. Ny tsirairay amin'ireo dia tsy afaka miova mihintsy.
|
|
|
|
# izay tsy hain'Andriamanitra ny mandainga amin'izany
|
|
|
|
Izany fandavana roa izany dia midika fa Andriamanitra dia hilaza ny marina momban'io zava-mitranga io. DH: "izay lazain'Andriamanitra mandrakariva ny marina"
|
|
|
|
# isika, izay nandositra mba hanana fialofana
|
|
|
|
Ireo mpino, izay mahatoky an'Andriamanitra mba hiaro azy ireo, dia resahina toy ny hoe mihazakazaka eo amin'ny toerana azo antoka. DH: "Isika, izay nanana fahatokisana taminy"
|
|
|
|
# hanana fampaherezana matanjaka mba hihazonana mafy ny fahatokiana izay napetraka teo anoloantsika
|
|
|
|
Ny fahatokisana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe ny finoana dia zavatra izay afaka naseho tamin'ny olona ary izany olona izany dia afaka mifikitra amin'izany. DH: "hatoky an'Andriamanitra hatrany araka izay nampahereziny ataontsika"
|
|
|
|
# izay napetraka teo anoloantsika
|
|
|
|
DH: "izay napetrak'Andriamanitra teo anoloantsika"
|