plt_tn/heb/06/16.md

1.4 KiB

ireo mpandovan'ireo fampanantenana

Ny olona izay nanaovan'Andriamanitra fampanantenana dia resahina toy ny hoe mandova fananana sy harena avy any amin'ny isan'ny fianakaviana. DH: "ireo izay handray izay nampanantenainy."

ny tsy fiovan'ny kalitaon'ny tanjony

"fa ny tanjony dia hiova mihintsy" na "fa izy dia hanao mandrakariva izay nolazainy ho ataony"

amin'ny alalan'ny zavatra tsy azo ovaina anankiroa

Ity dia midika hoe ny fampanantenan' Andriamanitra sy ny fianianan'Andriamanitra. Ny tsirairay amin'ireo dia tsy afaka miova mihintsy.

izay tsy hain'Andriamanitra ny mandainga amin'izany

Izany fandavana roa izany dia midika fa Andriamanitra dia hilaza ny marina momban'io zava-mitranga io. DH: "izay lazain'Andriamanitra mandrakariva ny marina"

isika, izay nandositra mba hanana fialofana

Ireo mpino, izay mahatoky an'Andriamanitra mba hiaro azy ireo, dia resahina toy ny hoe mihazakazaka eo amin'ny toerana azo antoka. DH: "Isika, izay nanana fahatokisana taminy"

hanana fampaherezana matanjaka mba hihazonana mafy ny fahatokiana izay napetraka teo anoloantsika

Ny fahatokisana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe ny finoana dia zavatra izay afaka naseho tamin'ny olona ary izany olona izany dia afaka mifikitra amin'izany. DH: "hatoky an'Andriamanitra hatrany araka izay nampahereziny ataontsika"

izay napetraka teo anoloantsika

DH: "izay napetrak'Andriamanitra teo anoloantsika"