plt_tn/heb/06/09.md

826 B

izahay dia resy lahatra

Na dia mampiasa ny teny "izahay" aza ny mpanoratra, dia milaza manokana ny tenany izy. DH: "Resy lahatra aho"

ny amin'ireo zavatra tsara kokoa momba anareo

Izany dia midika fa izy ireo dia manao zavatra tsara kokoa noho ireo izay nandà an' Andriamanitra, tsy nankatoa Azy, ary ankehitriny tsy afaka mibebaka intsony mba hamindran' Andriamanitra fo azy ireo (Jereo: 6:4) DH: "fa ianareo dia manao zavatra tsara kokoa noho izany"

zavatra izay mahakasika ny famonjena

DH: "ireo zavatra izay mahakasika an'Andriamanitra mamonjy anareo"

Fa Andriamanitra dia tsy mba tsy marina ka hanadino

Ireo fandavana roa ireo dia midika fa Andriamanitra amin'ny fahamarinany dia hampatsiahy ireo zavatra tsara izay vitan'ny olony. DH: "Fa Andriamanitra dia marina ka noho izany azo antoka fa hahatsiaro"