plt_tn/heb/06/09.md

16 lines
826 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izahay dia resy lahatra
Na dia mampiasa ny teny "izahay" aza ny mpanoratra, dia milaza manokana ny tenany izy. DH: "Resy lahatra aho"
# ny amin'ireo zavatra tsara kokoa momba anareo
Izany dia midika fa izy ireo dia manao zavatra tsara kokoa noho ireo izay nandà an' Andriamanitra, tsy nankatoa Azy, ary ankehitriny tsy afaka mibebaka intsony mba hamindran' Andriamanitra fo azy ireo (Jereo: 6:4) DH: "fa ianareo dia manao zavatra tsara kokoa noho izany"
# zavatra izay mahakasika ny famonjena
DH: "ireo zavatra izay mahakasika an'Andriamanitra mamonjy anareo"
# Fa Andriamanitra dia tsy mba tsy marina ka hanadino
Ireo fandavana roa ireo dia midika fa Andriamanitra amin'ny fahamarinany dia hampatsiahy ireo zavatra tsara izay vitan'ny olony. DH: "Fa Andriamanitra dia marina ka noho izany azo antoka fa hahatsiaro"