plt_tn/heb/05/06.md

518 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity faminaniana ity dia avy ao amin'ny Salamon'i Davida.

izany ihany koa no nolazainy

Ny olona izay noresahan'Andrimanitra dia afaka hazavaina tsara. DH: "Izy ihany koa dia niteny tamin'i Kristy"

tany amin'ny toeran-kafa

"any amin'ny toeran-kafa ao amin'ny Soratra Masina"

araka ny fomban'i Melkizedeka

Izany dia midika fa Kristy amin'ny maha-mpisorona Azy dia manana zavatra iraisana amin'i Melkizedeka toy ny mpisorona. DH: "tahaka an'i Melkizedeka izay mpisorona"