# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity faminaniana ity dia avy ao amin'ny Salamon'i Davida. # izany ihany koa no nolazainy Ny olona izay noresahan'Andrimanitra dia afaka hazavaina tsara. DH: "Izy ihany koa dia niteny tamin'i Kristy" # tany amin'ny toeran-kafa "any amin'ny toeran-kafa ao amin'ny Soratra Masina" # araka ny fomban'i Melkizedeka Izany dia midika fa Kristy amin'ny maha-mpisorona Azy dia manana zavatra iraisana amin'i Melkizedeka toy ny mpisorona. DH: "tahaka an'i Melkizedeka izay mpisorona"