forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.5 KiB
Markdown
32 lines
1.5 KiB
Markdown
# izay lasa namaky ny lanitra
|
|
|
|
"izay niditra tao amin'ny toerana misy an'Andriamanitra"
|
|
|
|
# Zanak'Andriamanitra
|
|
|
|
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.
|
|
|
|
# andeha isika hifikitra mafy amin'ny finoantsika
|
|
|
|
Ny finoana ary fahatokisana dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka azonin'ny olona mafy. DH: "andeha isika hanohy hino am-patokiana ao Aminy"
|
|
|
|
# isika tsy manana mpisoronabe izay tsy mahatsapa fangorahana ... Fa kosa, isika dia manana
|
|
|
|
Ireo fandavana roa ireo dia midika fa, raha ny tena izy, dia nahatsapa fangorahana tamin'ireo olona Jesosy. DH: "isika dia manana mpisorona be izay afaka mahatsapa fangorahana ... ary tokoa, isika dia manana"
|
|
|
|
# izay efa nalaim-panahy tamin'ny fomba rehetra tahaka antsika
|
|
|
|
DH: "izay niharitra fankam-panahy tamin'ny fomba rehetra izay nanantsika" na "izay nalain'ny devoly fanahy tamin'ny fomba rehetra izay nakany fanahy antsika"
|
|
|
|
# Izy tsy misy ota
|
|
|
|
"tsy nanota Izy"
|
|
|
|
# seza fiandrianan'ny fahasoavana
|
|
|
|
"eo amin'ny seza fiadrianan'Andriamanitra, izay misy ny fahasoavana." Eto ny teny hoe "seza fiadrianan" dia maneho an'Andriamanitra manapaka toy ny mpanjaka. DH: "izay itoeran'ny Andriamanitsika be famindram-po eo amin'ny seza fiandrianany"
|
|
|
|
# mba handraisantsika ny famindram-po sy hahita fahasoavana izay hanampy amin'ny fotoana ilàna izany.
|
|
|
|
Eto ny hoe "famindram-po" sy "fahasoavana" dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka homena na afaka ho hita. DH: "Andriamanitra anie hamindra fo sy hanome fahasoavana ary hanampy antsika amin'ny fotoana ilàna izany"
|