plt_tn/heb/02/11.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity teny faminaniana nindramina ity dia avy ao amin'ny bokin'ny Salamo nataon'i Davida Mpanjaka.

ny olona izay manamasina

"ny olona izay manamasina ny hafa" na "ny olona izay manadio ny hafa amin'ny fahotana"

ireo izay voamasina

DH: "ireo izay namasininy" na "ireo nodioviny tamin'ny fahotana"

manana loharano iray

DH: "manana loharano iray, dia Andriamanitra tenany" na "manana Ray mitovy"

tsy menatra ... Izy

"tsy menatra Jesosy"

tsy menatra miantso azy ireo hoe rahalahy

Izany dia midika fa izy dia hiantso azy ireo tahaka ny rahalahiny. DH: "faly miantso azy ireo hoe rahalahiny"

rahalahy

Eto ity dia maneho ireo rehetra izay nino an'i Jesosy, na lahy na vavy.

Hanambara ny anaranao amin'ireo rahalahiko Aho

Eto ny teny hoe "anarana" dia maneho ny lazan'ny olona iray sy ny zavatra izay vitan'izy ireo. DH: "Hitory amin'ireo rahalahiko ireo zavatra lehibe izay vitanao Aho"

anatin'ny fivondronana

"rehefa tonga miara-mivory midera an' Andriamanitra ireo mpino"