# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity teny faminaniana nindramina ity dia avy ao amin'ny bokin'ny Salamo nataon'i Davida Mpanjaka. # ny olona izay manamasina "ny olona izay manamasina ny hafa" na "ny olona izay manadio ny hafa amin'ny fahotana" # ireo izay voamasina DH: "ireo izay namasininy" na "ireo nodioviny tamin'ny fahotana" # manana loharano iray DH: "manana loharano iray, dia Andriamanitra tenany" na "manana Ray mitovy" # tsy menatra ... Izy "tsy menatra Jesosy" # tsy menatra miantso azy ireo hoe rahalahy Izany dia midika fa izy dia hiantso azy ireo tahaka ny rahalahiny. DH: "faly miantso azy ireo hoe rahalahiny" # rahalahy Eto ity dia maneho ireo rehetra izay nino an'i Jesosy, na lahy na vavy. # Hanambara ny anaranao amin'ireo rahalahiko Aho Eto ny teny hoe "anarana" dia maneho ny lazan'ny olona iray sy ny zavatra izay vitan'izy ireo. DH: "Hitory amin'ireo rahalahiko ireo zavatra lehibe izay vitanao Aho" # anatin'ny fivondronana "rehefa tonga miara-mivory midera an' Andriamanitra ireo mpino"